

Le CTAS, Centre Technique Agro-écologique du Sud participe à la foire inter-regionale du monde rural et de l’agro-business MANENGY VARA qui se tient à la place de la mairie, Fort Dauphin, le 7, 8 et 9 juin 2018. Les différentes variétés de semences ainsi que les résultats des activités de recherche et développement du CTAS vont y être exposés
Ny CTAS, Centre Technique Agro-écologique du Sud, dia mandray anjara amin'ny foara iraisam-paritra momba ny fambolena sy ny fiompiana izay atao ny 7, 8 ary ny 9 jona 2018 eo anoloan'ny biraon'ny commune ambonivohitra Taolagnaro. Ho hita ao ireo karazana masomboly tsara kalitao sy vokam-pikarohana ao amin'ny CTAS. Hisy ihany koa ny fanandramana ireo vokatra sakafo vita avy amin'ny bajiry (mil) toy ny mofomamy sy ny bajiry miharo ronono. Hery lehibe ho an'ny CTAS ny fitsidihanareo ny stand misy azy, misaotra mialloha
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire